2 Samuel 22:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa namaly ahy araka ny fahamarinako NY TOMPO, araka ny fahadiovako teo imasony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Namaly ahy araka ny fananako ny rariny i Iaveh, sy araka ny fahadiovako eo imasony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, soa tokoa no navalin’ny TOMPO ahy satria marina aho sy hitany madio toetra.
Malagasy Bible 1865
Koa namaly ahy araka ny fahamarinako Jehovah, dia araka ny fahadiovako teo imasony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa namaly ahy araka ny fahamarinako NY TOMPO, araka ny fahadiovako teo imasony.
malagasy
Koa namaly ahy araka ny fahamarinako Jehovah, dia araka ny fahadiovako teo imasony.