2 Samuel 22:26 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny olona tsara no isehoanao fa tsara; ny tena olona marina no isehoanao fa marina;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny tsara, isehoanao ho tsara, ny olo-marina isehoanao ho marina,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
TOMPO ô, mahatoky Ianao amin’izay matoky Anao; tsy manan-tsiny koa Ianao amin’izay tsy manan-tsiny;
Malagasy Bible 1865
Ny olona tsara no isehoanao fa tsara; Ny tena olo-marina no isehoanao fa marina;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny olona tsara no isehoanao fa tsara; ny tena olona marina no isehoanao fa marina;
malagasy
Ny olona tsara no isehoanao fa tsara; Ny tena olo-marina no isehoanao fa marina;