2 Samuel 22:27 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny madio no isehoanao ho madio; ary ny mpiolakolaka kosa no isehoanao ho miolikolika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny madio isehoanao ho madio fa ny fetsy ratsy anaovanao an-kafetsena.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
madio Ianao amin’izay madio, miolakolaka kosa amin’izay mpiolikolika.
Malagasy Bible 1865
Ny madio no isehoanao fa madio; Ary ny mpiolakolaka kosa no isehoanao fa lalin-tsaina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny madio no isehoanao ho madio; ary ny mpiolakolaka kosa no isehoanao ho miolikolika.
malagasy
Ny madio no isehoanao fa madio; Ary ny mpiolakolaka kosa no isehoanao fa lalin-tsaina.[Heb. miolakolaka]