2 Samuel 22:28 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Vonjenao ny olona ory; ary ny masonao dia manohitra ny mpiavonavona ka aetrinao ireny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny vahoaka manetry tena vonjenao, fa ny mpiavonavona kosa aetrinao amin’ny fanandrinanao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ianao mihitsy no mamonjy ny vahoaka ory, fa mampitanondrika an’ireo mpiavonavona.
Malagasy Bible 1865
Fa ny olona ory dia vonjenao; Fa ny masonao manandrina ny mpiavonavona, ka aetrinao ireny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Vonjenao ny olona ory; ary ny masonao dia manohitra ny mpiavonavona ka aetrinao ireny.
malagasy
Fa ny olona ory dia vonjenao; Fa ny masonao manandrina ny mpiavonavona, ka aetrinao ireny.