2 Samuel 22:30 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ianao no ahazoako mihazakazaka hamely miaramila andiany iray; Andriamanitro no ahazoako mitsambikina mihoatra ny manda.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Manana Anao aho, ka mahatsarapaka hamely ny antoko-miaramila àry fiadiana; manana an’Andriamanitra aho, ka mahatsambikina mihoatra ny manda.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noho Ianao Andriamanitro, na hady aza itsambikinako, na manda aza ihoarako.
Malagasy Bible 1865
Fa Hianao no ahazoako mitsarapaka hamely ny miaramila iray toko; Ary Andriamanitro no ahazoako mitsambikina mihoatra ny manda.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ianao no ahazoako mihazakazaka hamely miaramila andiany iray; Andriamanitro no ahazoako mitsambikina mihoatra ny manda.
malagasy
Fa Hianao no ahazoako mitsarapaka hamely ny miaramila iray toko; Ary Andriamanitro no ahazoako mitsambikina mihoatra ny manda.