2 Samuel 22:32 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa iza no Andriamanitra afa-tsy NY TOMPO? Iza no vatolampy afa-tsy Andriamanitsika?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa iza no Andriamanitra raha tsy i Iaveh ary zovy no vatolampy afa-tsy ny Andriamanitsika?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa iza moa no Andriamanitra afa-tsy ny TOMPO ihany? Ary iza no vatolampy ho anay afa-tsy ilay Andriamanitray?
Malagasy Bible 1865
Fa iza no Andriamanitra afa-tsy Jehovah? Ary iza no vatolampy afa-tsy Andriamanitsika?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa iza no Andriamanitra afa-tsy NY TOMPO? Iza no vatolampy afa-tsy Andriamanitsika?
malagasy
Fa iza no Andriamanitra afa-tsy Jehovah? Ary iza no vatolampy afa-tsy Andriamanitsika?