2 Samuel 22:33 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izany Andriamanitra izany no fiarovana mafy ho ahy; mitondra ahy amin’ny lalana tanteraka Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Andriamanitra no trano mimandako mahery, mitondra ny olo-marina amin’ny lalany Izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izy no mpiaro mahery ho ahy sy mampizotra ahy lalana lavorary;
Malagasy Bible 1865
Izany Andriamanitra izany no fiarovana mafy ho ahy; Mitondra ny marina amin'ny lalany Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izany Andriamanitra izany no fiarovana mafy ho ahy; mitondra ahy amin’ny lalana tanteraka Izy.
malagasy
Izany Andriamanitra izany no fiarovana mafy ho ahy; Mitondra ny marina amin'ny lalany Izy.