2 Samuel 22:34 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Manao ny tongotro ho tahaka ny an’ny dieravavy Izy; mampitoetra ahy eo amin’ny havoana Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny tongotro ampanahafiny ny an’ny serfavavy, ary ajorony aho eo amin’ny fitoerako avo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ataony kinga toy ny gazela aho ary ajorony amin’ny toerana avo;
Malagasy Bible 1865
Ary manao ny tongony ho tahaka ny an'ny dieravavy Izy; Mampitoetra ahy eo amin'ny fitoerako avo Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Manao ny tongotro ho tahaka ny an’ny dieravavy Izy; mampitoetra ahy eo amin’ny havoana Izy.
malagasy
Ary manao ny tongony ho tahaka ny an'ny dieravavy Izy; Mampitoetra ahy eo amin'ny fitoerako avo Izy.