2 Samuel 22:35 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mampianatra ny tanako hiady Izy ka mahahenjana tsipìka varahina ny sandriko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mampianatra ny tanako hiady Izy ka mahahenjana tsipìka varahina ny sandriko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izy no manofana ahy ho amin’ny ady ka ahaizako manenjana tsipîka varahina.
Malagasy Bible 1865
Mampianatra ny tanako hiady Izy, ka mahahenjana tsipìka varahina ny sandriko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mampianatra ny tanako hiady Izy ka mahahenjana tsipìka varahina ny sandriko.
malagasy