2 Samuel 22:36 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Omenao ahy ny ampingan’ny famonjenao ary mahalehibe ahy ny fahamoram-panahinao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nomenao ahy ny ampinga famonjenao, ary ny hamoram-ponao no miasa manalehibe ahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny ampingam-pandresenao no atolotrao ahy, Tompo ô; mamaly ny antsoko Ianao ary koa manandratra ahy.
Malagasy Bible 1865
Omenao ahy ny ampingan'ny famonjenao; Ary ny fahamoram-panahinao no mahalehibe ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Omenao ahy ny ampingan’ny famonjenao ary mahalehibe ahy ny fahamoram-panahinao.
malagasy
Omenao ahy ny ampingan'ny famonjenao; Ary ny fahamoram-panahinao no mahalehibe ahy.