2 Samuel 22:37 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Halalahinao ny lalana diaviko ka tsy mangovitra ny hato-tongotro.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nohalalahinao ny diako teo ambaniko, ka tsy mangozohozo akory ny tongotro.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ataonao faingam-pandeha kokoa aho, nefa ny hato-tongotro tsy hangozohozo.
Malagasy Bible 1865
Halalahinao ny lalana hodiaviko, ka tsy mangovitra ny hato-tongotro.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Halalahinao ny lalana diaviko ka tsy mangovitra ny hato-tongotro.
malagasy
Halalahinao ny lalana hodiaviko, ka tsy mangovitra ny hato-tongotro.