2 Samuel 22:38 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Manenjika ny fahavaloko aho ka mandripaka azy ary tsy miverina aho mandra-pahalany ritra azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Manenjika ny fahavaloko aho, dia mandringana Izy; ary tsy miverina raha tsy ripaka ireny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Manenji-pahavalo aho ka mandripaka azy, ary tsy miverina raha tsy efa ringako izy.
Malagasy Bible 1865
Manenjika ny fahavaloko aho ka mandripaka azy; Ary tsy mba miverina aho mandra-pahalany ritrany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Manenjika ny fahavaloko aho ka mandripaka azy ary tsy miverina aho mandra-pahalany ritra azy.
malagasy
Manenjika ny fahavaloko aho ka mandripaka azy; Ary tsy mba miverina aho mandra-pahalany ritrany.