2 Samuel 22:39 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mandringana sy mandripaka azy aho ka tsy maharina izy; lavo eo ambanin’ny tongotro izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ataoko levona, ataoko montsana ireny, ka tsy maharina, mifitsaka ao ambanin’ny tongotro.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ringaniko sy montsaniko ireo ka tsy hiarina intsony ary dia mitsitra ambany tongotro.
Malagasy Bible 1865
Mandringana sy mandripaka azy aho, ka tsy maharina izy; Lavo eo ambanin'ny tongotro izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mandringana sy mandripaka azy aho ka tsy maharina izy; lavo eo ambanin’ny tongotro izy.
malagasy
Mandringana sy mandripaka azy aho, ka tsy maharina izy; Lavo eo ambanin'ny tongotro izy.