2 Samuel 22:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Miantso NY TOMPO izay mendrika hoderaina aho ka vonjena ho afaka amin’ny fahavaloko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nantsoiko Ilay mendrika hoderaina, dia i Iaveh, ka afaka tamin’ny fahavaloko aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hoderaina anie ny TOMPO! Fa niantso Azy aho, dia voavonjy ho afaka amin’ny fahavaloko.
Malagasy Bible 1865
Miantso an'i Jehovah Izay mendrika hoderaina aho, Ka dia vonjena ho afaka amin'ny fahavaloko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Miantso NY TOMPO izay mendrika hoderaina aho ka vonjena ho afaka amin’ny fahavaloko.
malagasy
Miantso an'i Jehovah Izay mendrika hoderaina aho, Ka dia vonjena ho afaka amin'ny fahavaloko.