2 Samuel 22:40 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ianao no mampisikina hery ahy mba hiady; aripakao ho eo ambaniko izay mitsangana hamely ahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Sikinanao hery aho hiady; ary aforitrao ao ambaniko izay mandrafy ahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Omenao hery hoenti-miady manko aho, ka adabokao ho ambaniko ny mpamely ahy.
Malagasy Bible 1865
Hianao mampisikina ahy hery hiady; Aripakao ho ambaniko izay mitsangana hamely ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ianao no mampisikina hery ahy mba hiady; aripakao ho eo ambaniko izay mitsangana hamely ahy.
malagasy
Hianao mampisikina ahy hery hiady; Aripakao ho ambaniko izay mitsangana hamely ahy.