2 Samuel 22:41 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ataonao miamboho ahy ny fahavaloko; ampanginiko izay mankahala ahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny fahavaloko ataonao miamboho ahy, mbamin’izay mankahala ahy koa, handringanako azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ataonao mandositra ahy ny fahavaloko ary aringako ireo mpankahala ahy.
Malagasy Bible 1865
Ary ataonao miamboho ahy ny fahavaloko; Ka aringako izay mankahala ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ataonao miamboho ahy ny fahavaloko; ampanginiko izay mankahala ahy.
malagasy
Ary ataonao miamboho ahy ny fahavaloko; Ka aringako izay mankahala ahy.

Recommended Reading