2 Samuel 22:42 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Miherikerika izy nefa tsy misy mpamonjy; eny, maniry NY TOMPO izy nefa tsy mamaly azy Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Miherikerika ireny fa tsy misy mamonjy! Mitaraina amin’i Iaveh fa tsy valiany akory!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Miherikerika mitady vonjy izy, kanefa tsy misy mamonjy; ny TOMPO no antsoiny fa tsy mamaly azy.
Malagasy Bible 1865
Miherikerika izy, fa tsy misy mpamonjy, eny, maniry an'i Jehovah izy, fa tsy mamaly azy Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Miherikerika izy nefa tsy misy mpamonjy; eny, maniry NY TOMPO izy nefa tsy mamaly azy Izy.
malagasy
Miherikerika izy, fa tsy misy mpamonjy, eny, maniry an'i Jehovah izy, fa tsy mamaly azy Izy.