2 Samuel 22:44 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Manafaka ahy amin’ny fifanoheran’ny oloko Ianao sady mitahiry ahy ho lohan’ny firenen-tsamihafa; ny firenena tsy fantatro aza dia manompo ahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Manafaka ahy amin’ny fikomian’ny vahoakako Ianao, ary mitahiry ahy ho filohan’ny firenen-tsamihafa, ka manaiky ho mpanompoko ny vahoaka tsy fantatro.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Afahanao amin’ny vahoaka mpikomy aho ary arovanao ho filohan’ireo firenena; ka olona tsy fantatro akory no indro manjary manompo ahy.
Malagasy Bible 1865
Mamonjy ahy amin'ny fifanoheran'ny oloko Hianao sy miaro ahy ho lohan'ny firenen-tsamy hafa; ny firenena tsy fantatro aza dia manompo ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Manafaka ahy amin’ny fifanoheran’ny oloko Ianao sady mitahiry ahy ho lohan’ny firenen-tsamihafa; ny firenena tsy fantatro aza dia manompo ahy.
malagasy
Mamonjy ahy amin'ny fifanoheran'ny oloko Hianao sy miaro ahy ho lohan'ny firenen-tsamy hafa; ny firenena tsy fantatro aza dia manompo ahy.