2 Samuel 22:45 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny hafa firenena dia mikoy ahy; raha vao mahare ny lazako fotsiny ihany aza izy dia manoa ahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny zanak’olon-kafa firenena midoka ahy; raha vao mandre dia manoa ahy izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Vahiny no tonga mila sitraka amiko; teny kely no ataoko, dia ekeny aho.
Malagasy Bible 1865
Ny hafa firenena mikoy ahy; Raha vao mahare ny lazako fotsiny ihany aza izy, dia manoa ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny hafa firenena dia mikoy ahy; raha vao mahare ny lazako fotsiny ihany aza izy dia manoa ahy.
malagasy
Ny hafa firenena mikoy ahy; Raha vao mahare ny lazako fotsiny ihany aza izy, dia manoa ahy.