2 Samuel 22:46 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny hafa firenena dia mihaketraka ka miala amin-kovitra avy ao amin’ny manda fiarovany mafy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Reraka ambony ihany ny zanak’olon-kafa firenena, ka mivoaka amin-kovitra avy ao amin’ny trano mimandany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mikoy ry zareo ka mangovitra no miala ny manda fiarovany.
Malagasy Bible 1865
Ny hafa firenena dia mihaketraka ka miala amin-kovitra avy ao amin'ny fiarovany mafy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny hafa firenena dia mihaketraka ka miala amin-kovitra avy ao amin’ny manda fiarovany mafy.
malagasy
Ny hafa firenena dia mihaketraka ka miala amin-kovitra avy ao amin'ny fiarovany mafy.[Izahao Sal. xviii.46. Ny dikan'ny teny Hebreo eto dia misikina avy ao, etc]