2 Samuel 22:47 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Velona NY TOMPO; isaorana anie ny Vatolampiko! Hasandratra anie Andriamanitry ny vatolampy famonjena ahy,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ho velona anie i Iaveh ary hankalazaina anie ny Vatolampiko! Andriamanitra vatolampy fialofako, hankalazaina anie Izy!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Velona ny TOMPO! Isaorana ilay Vatolampiko. Hasandratra anie Andriamanitra vatolampy mampandresy ahy.
Malagasy Bible 1865
Velona Jehovah; isaorana anie ny Vatolampiko; Asandratra anie Andriamanitry ny vatolampy famonjena ahy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Velona NY TOMPO; isaorana anie ny Vatolampiko! Hasandratra anie Andriamanitry ny vatolampy famonjena ahy,
malagasy
Velona Jehovah; isaorana anie ny Vatolampiko; Asandratra anie Andriamanitry ny vatolampy famonjena ahy,