2 Samuel 22:48 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia Andriamanitra izay manao famaliana ho ahy ka mampietry firenena ho ambaniko,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Andriamanitra izay mamaly faty noho ny amiko, sy mampitambotsotra ny firenena eo ambanin’ny tongotro,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izy no manao ny famaliana ho ahy ary mampanaiky firenena hofeheziko.
Malagasy Bible 1865
Dia Andriamanitra, Izay manao famaliana ho ahy ka mampanaiky ny firenena ahy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia Andriamanitra izay manao famaliana ho ahy ka mampietry firenena ho ambaniko,
malagasy
Dia Andriamanitra, Izay manao famaliana ho ahy ka mampanaiky ny firenena ahy,