2 Samuel 22:49 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia Ilay mitondra ahy ho afaka amin’ny fahavaloko; eny, manandratra ahy ho ambonin’izay mitsangana hanohitra ahy Ianao ary manafaka ahy amin’ny mpampihorohoro.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
sy mampitsoaka ahy ho afaka amin’ny fahavaloko; Ianao manandratra ahy ho ambonin’izay mandrafy ahy, ary namonjy ahy tamin’ny olona mpanao an-keriny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
TOMPO ô, afahanao amin’ny fahavaloko aho; eny, ataonao resiko ireo mpamely ahy ary tsy mahazo ahy ny mpanao an-keriny.
Malagasy Bible 1865
Dia Ilay mitondra ahy ho afaka amin'ny fahavaloko; eny, manandratra ahy ho ambonin'izay mitsangana hanohitra ahy Hianao ary mamonjy ahy amin'ny olon-dozabe;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia Ilay mitondra ahy ho afaka amin’ny fahavaloko; eny, manandratra ahy ho ambonin’izay mitsangana hanohitra ahy Ianao ary manafaka ahy amin’ny mpampihorohoro.
malagasy
Dia Ilay mitondra ahy ho afaka amin'ny fahavaloko; eny, manandratra ahy ho ambonin'izay mitsangana hanohitra ahy Hianao ary mamonjy ahy amin'ny olon-dozabe;