2 Samuel 22:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Satria nihodidina tamiko ny onjan’ny fahafatesana ary ny riaky ny faharatsiam-panahy dia naha raiki-tahotra ahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa ny onjam-pahafatesana efa nanodidina ahy; ny riakan’i Beliala efa nampitahotra ahy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Toy ny onja manototra ahy ny fahafatesana sady nampitahotra ahy toa riaka mandrava;
Malagasy Bible 1865
Fa nihodidina tamiko ny onjan'ny fahafatesana. Ary ny riaky ny faharatsiana nampahatahotra ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Satria nihodidina tamiko ny onjan’ny fahafatesana ary ny riaky ny faharatsiam-panahy dia naha raiki-tahotra ahy.
malagasy
Fa nihodidina tamiko ny onjan'ny fahafatesana. Ary ny riaky ny faharatsiana nampahatahotra ahy.