2 Samuel 22:50 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa izany no hiderako Anao eny amin’ny firenen-tsamihafa, TOMPO ô, sy hihirako ho an’ny anaranao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izany, ry Iaveh ô, no hiderako Anao eo amin’ny firenena, sy hihiràko ny voninahitry ny Anaranao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa eo anivom-pirenena no hiderako Anao sady hankalazako Anao amin-kira.
Malagasy Bible 1865
Koa Izany no hiderako Anao eny amin'ny firenen-tsamy hafa, Jehovah ô, sy hankalazako ny anaranao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa izany no hiderako Anao eny amin’ny firenen-tsamihafa, TOMPO ô, sy hihirako ho an’ny anaranao.
malagasy
Koa Izany no hiderako Anao eny amin'ny firenen-tsamy hafa, Jehovah ô, sy hankalazako ny anaranao.Manao famonjen-dehibe ho an'ny mpanjaka voatendriny Izy ary mamindra fo amin'ny voahosony, dia amin'i Davida sy ny taranany mandrakizay.