2 Samuel 22:51 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Manao famonjena lehibe ho an’ny mpanjaka voatendriny Izy ary mamindra fo amin’ny voahosony, dia amin’i Davida sy ny taranany mandrakizay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Manao famonjen-dehibe ho an’ny mpanjakany Izy, ary manome famindram-po amin’ilay voahosony, dia amin’i Davida sy ny taranany mandrakizay.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny TOMPO manome fandresena lehibe ho an’ilay mpanjaka voafidiny; ary maneho fitia an’ilay voahosony, dia i Davida sy ireo taranany hatrany amin’ny mandrakizay.
Malagasy Bible 1865
Manao famonjen-dehibe ho an'ny mpanjaka voatendriny Izy ary mamindra fo amin'ny voahosony, dia amin'i Davida sy ny taranany mandrakizay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Manao famonjena lehibe ho an’ny mpanjaka voatendriny Izy ary mamindra fo amin’ny voahosony, dia amin’i Davida sy ny taranany mandrakizay.
malagasy
Manao famonjen-dehibe ho an'ny mpanjaka voatendriny Izy ary mamindra fo amin'ny voahosony, dia amin'i Davida sy ny taranany mandrakizay.