2 Samuel 22:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nihozongozona sy nihorohoro ny tany ary ny fiorenan’ny lanitra dia nihorohoro; eny, nihozongozona ireo, satria tezitra NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nihozongozona sy nihorohoro ny tany, nihovotrovotra koa ny fanorenan’ny lanitra, ary ireo no nihozongozona dia satria tezitra i Iaveh
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izay dia nihovitrovitra mafy ny tany; nikorosy ny fiorenan’ny lanitra, ka nihozongozona ireny fa tezitra ny TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Dia nihozongozona sy nihorohoro ny tany, ary ny fiorenan'ny lanitra nihorohoro, eny, nihozongozona ireo, satria tezitra Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nihozongozona sy nihorohoro ny tany ary ny fiorenan’ny lanitra dia nihorohoro; eny, nihozongozona ireo, satria tezitra NY TOMPO.
malagasy
Dia nihozongozona sy nihorohoro ny tany, ary ny fiorenan'ny lanitra nihorohoro, eny, nihozongozona ireo, satria tezitra Jehovah.