2 Samuel 22:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nisy setroka nisavoana teo am-bavorony ary afo avy teo am-bavany no nandevona sady nisy vainafo nidedadeda teo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka nivoa-tsetroka ny vavorony, nivoaka afo mandevona ny vavany, ary nisy vain’afo mivaivay nipitika avy ao aminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nisy setroka nidonaka avy teo an’orony ary afo mandevona avy teo am-bavany, ka narahina tselatra mandoro izany.
Malagasy Bible 1865
Nisy setroka nisavoana teo am-bavorony, ary afo avy teo am-bavany no nandevona ka nisy vainafo nidedadeda teo aminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nisy setroka nisavoana teo am-bavorony ary afo avy teo am-bavany no nandevona sady nisy vainafo nidedadeda teo.
malagasy
Nisy setroka nisavoana teo am-bavorony, ary afo avy teo am-bavany no nandevona ka nisy vainafo nidedadeda teo aminy.