2 Samuel 23:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Manarakaraka azy dia i Sama, zanak’i Age hararita. Nony nivory ho andiany iray teo amin’ny tany nisy voanemba maniry ny Filistina dia nandositra azy ny olona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Manarakaraka io, dia i Semà, zanak’i Age, Hararita. Tafakambana ho antokony iray ny Filistinina; nisy toerana anankiray, feno voanemba maniry teo, ary vaky nandositra teo anoloan’ny Filistinina ny vahoaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Manaraka azy dia i Samà, zanakalahin’i Agè avy any Harara. Rehefa tafangona tao Lehỳ teo amin’ny saham-boanemba ny Filistinina, dia nandosiran’ny tafik’i Israely;
Malagasy Bible 1865
Ary ny manarakaraka azy dia Sama, zanak'i Age Hararita. Ary nony nivory ho iray toko teo amin'ny tany nisy voanemba maniry ny Filistina, ary ny olona nandositra azy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Manarakaraka azy dia i Sama, zanak’i Age hararita. Nony nivory ho andiany iray teo amin’ny tany nisy voanemba maniry ny Filistina dia nandositra azy ny olona.
malagasy
Ary ny manarakaraka azy dia Sama, zanak'i Age Hararita. Ary nony nivory ho iray toko teo amin'ny tany nisy voanemba maniry ny Filistina, ary ny olona nandositra azy,[erva lenta]