2 Samuel 23:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nijoro teo afovoan’io tany io kosa anefa i Sama ka nahazo azy ary namono ny Filistina. Nanao famonjena lehibe NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa lasa teo afovoan’io saha io i Semà, dia narovany tsy hidiran’ny Filistinina ary noreseny izy ireo. Ary nanao famonjen-dehibe i Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
nefa nijanona teo afovoan’ny saha i Samà ka niaro izany ary namely ny Filistinina. Fandresena miezinezina no mbola nataon’ny TOMPO.
Malagasy Bible 1865
dia nijanona teo afovoan'io tany io kosa izy ka nahazo io ary namono ny Filistina; ka dia nanao famonjena lehibe Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nijoro teo afovoan’io tany io kosa anefa i Sama ka nahazo azy ary namono ny Filistina. Nanao famonjena lehibe NY TOMPO.
malagasy
dia nijanona teo afovoan'io tany io kosa izy ka nahazo io ary namono ny Filistina; ka dia nanao famonjena lehibe Jehovah.