2 Samuel 23:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nisy telo lahy samy malaza avy tamin’ny telopolo lahy nidina koa ka tonga tao amin’i Davida tao amin’ny zohin’i Adolama nony fararano; ary ny miaramilan’ny Filistina dia nitoby teo amin’ny lohasahan’ny Refaìta.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’ny Filistinina nitoby tao an-dohasahan’ny Refaima dia nisy telo lahy tamin’ireo Kapiteny 30, nidina nankany amin’i Davida, tao an-johin’i Odolama tamin’ny fotoam-pijinjana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Indray andro tamin’ny fararano, dia nisy telo lahy anisan’ny «andian’ny telopolo lahy» nidina ka tonga tany amin’i Davida tao amin’ny zohin’i Hadolàma, fa nisy tafiky ny Filistinina nitoby tao an-dohasahan’ny Refaîta.
Malagasy Bible 1865
Ary nisy telo lahy samy malaza avy tamin'ny telo-polo lahy nidina ka tonga tao amin'i Davida tao amin'ny zohin'i Adolama nony fararano; ary ny miaramilan'ny Filistina nitoby teo amin'ny Lohasahan'ny Refaita.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nisy telo lahy samy malaza avy tamin’ny telopolo lahy nidina koa ka tonga tao amin’i Davida tao amin’ny zohin’i Adolama nony fararano; ary ny miaramilan’ny Filistina dia nitoby teo amin’ny lohasahan’ny Refaìta.
malagasy