2 Samuel 23:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tao amin’ny toeram-piereny i Davida tamin’izay ary ny miaramilan’ny Filistina kosa dia tao Betlehema.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tao amin’ny trano mimanda i Davida, tamin’izay, ary nisy antoko-miaramilan’ny Filistina anankiray tao Betlehema.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary i Davida efa tao amin’ny fiereny, raha mby tao Betlehema ny andia-miaramilan’ny Filistinina.
Malagasy Bible 1865
Ary Davida dia tao amin'ny batery fiarovana tamin'izay, ary ny miaramilan'ny Filistina kosa dia tao Betlehema.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tao amin’ny toeram-piereny i Davida tamin’izay ary ny miaramilan’ny Filistina kosa dia tao Betlehema.
malagasy
Ary Davida dia tao amin'ny batery fiarovana tamin'izay, ary ny miaramilan'ny Filistina kosa dia tao Betlehema.