2 Samuel 23:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hoy i Davida: Sanatria, TOMPO ô, raha hanao izany aho; tsy ran’ny lehilahy izay nandeha nanao vy very ny ainy va ity? Dia tsy nety nisotro izy. Izany zavatra izany no nataon’ireo telo lahy mahery fo ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Sanatria ahy ny hanao izany, ry Iaveh ô! Satria inona ity fa tsy ny ran’ireo olona nandeha nanao vy very ny ainy!» Ka dia tsy nety nisotro izany izy. Izany no nataon’izy telo lahy mahery ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
sady niteny hoe: «Sanatria, TOMPO ô, raha hisotro amin’io rano io aho. Moa tsy toy ny ran’ireo lehilahy izay nanao vy very ny ainy ve io?» Ka dia tsy nety nisotro izy. Izany sy izany no nataon’ireto kalaza telo lahy ireto.
Malagasy Bible 1865
Fa hoy Davida: Sanatria, Jehovah ô, raha hanao izany aho; tsy ran'ny lehilahy izay nandeha nanao vy very ny ainy va ity? Ka dia tsy nety nisotro izy. Izany zavatra izany no nataon'ireo telo lahy mahery ireo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hoy i Davida: Sanatria, TOMPO ô, raha hanao izany aho; tsy ran’ny lehilahy izay nandeha nanao vy very ny ainy va ity? Dia tsy nety nisotro izy. Izany zavatra izany no nataon’ireo telo lahy mahery fo ireo.
malagasy