2 Samuel 23:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izy no be voninahitra noho izy telo lahy. Izy no lehibeny; nefa tsy nahomby noho izy telo lahy ireo izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izy no malaza indrindra tamin’izy telo lahy ireo ka lehiben’izy ireo. Nefa tsy nahomby irerỳ telo lahy voalohany izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nomen-kaja avo roa heny kosa i Abisay teo amin’ny «andian’ny telopolo lahy», ka lasa lehibeny; saingy tsy afaka nifaninana tamin’ny «Tariky ny telo lahy» izy.
Malagasy Bible 1865
Tsy izy va no be voninahitra noho izy telo lahy? Fa izy no lehibeny; nefa tsy nahomby ny telo lahy teo izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izy no be voninahitra noho izy telo lahy. Izy no lehibeny; nefa tsy nahomby noho izy telo lahy ireo izy.
malagasy
Tsy izy va no be voninahitra noho izy telo lahy? Fa izy no lehibeny; nefa tsy nahomby ny telo lahy teo izy.