2 Samuel 23:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny Fanahin’NY TOMPO no mampiteny ahy, ary ny teniny no eo amin’ny lelako;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny fanahin’i Iaveh no niteny tamin’ny alalako, ary ny teniny no eo amin’ny vavako.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny Fanahin’ny TOMPO no mampiteny ahy sy mametraka ao am-bavako ny teniny.
Malagasy Bible 1865
Ny Fanahin'i Jehovah no mampiteny ahy, ary ny teniny no eo amin'ny lelako;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny Fanahin’NY TOMPO no mampiteny ahy, ary ny teniny no eo amin’ny lelako;
malagasy
Ny Fanahin'i Jehovah no mampiteny ahy, ary ny teniny no eo amin'ny lelako;