2 Samuel 23:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izany no nataon’i Benaia, zanak’i Joiada, ary tamin’izy telo lahy mahery dia izy no nalaza.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izany no nataon’i Banaiasa, zanak’i Jôiadasa,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireo no zava-bitan’i Benaià zanakalahin’i Jôiadà; ary nanan-daza mitovy amin’ireto kalaza telo lahy ireto izy.
Malagasy Bible 1865
Izany no nataon'i Benaia, zanak'i Joiada, ary tamin'izy telo lahy mahery dia izy no nalaza.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izany no nataon’i Benaia, zanak’i Joiada, ary tamin’izy telo lahy mahery dia izy no nalaza.
malagasy
Izany no nataon'i Benaia, zanak'i Joiada, ary tamin'izy telo lahy mahery dia izy no nalaza.