2 Samuel 23:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
I Asahela, rahalahin’i Joaba kosa no iray amin’ny telopolo; i Elanana, zanak’i Dodo, avy any Betlehema,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Isan’izy 30 lahy: i Asaela, rahalahin’i Jôaba; i Elkanàna, zanak’i Dôdao, avy any Betlehema;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny «andian’ny telopolo lahy» dia nisy an’ireto koa: I Hasahela rahalahin’i Jôaba; i Elehanàna zanakalahin’i Dôdao avy any Betlehema;
Malagasy Bible 1865
Asahela, rahalahin'i Joaba, no anankiray amin'ny telo-polo, ary Elanana, zanak'i Dodo, avy any Betlehema,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
I Asahela, rahalahin’i Joaba kosa no iray amin’ny telopolo; i Elanana, zanak’i Dodo, avy any Betlehema,
malagasy
Asahela, rahalahin'i Joaba, no anankiray amin'ny telo-polo, ary Elanana, zanak'i Dodo, avy any Betlehema,