2 Samuel 23:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Andriamanitry ny Israely milaza, eny, ny Vatolampin’ny Israely miteny amiko hoe: Indro ny mpanapaka ny olona; marina izy sady manapaka amin’ny fahatahorana an’Andriamanitra;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny Andriamanitr’i Israely niteny, ny Vatolampin’i Israely niteny: Olo-marina mpanapaka ny olombelona izay manapaka amim-pahatahorana an’Andriamanitra,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny Andriamanitr’i Israely sady mpiaro azy no efa niteny ka nanao tamiko hoe: «Ny mpanjaka izay mifehy ny olona amim-pahamarinana sy mitondra azy amim-panajana an’Andriamanitra
Malagasy Bible 1865
Andriamanitry ny Isiraely manao hoe, eny, ny Vatolampin'ny Isiraely miteny amiko hoe: Indro ny Mpanapaka ny olona; Marina Izy sady manapaka amin'ny fahatahorana an'Andriamanitra;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Andriamanitry ny Israely milaza, eny, ny Vatolampin’ny Israely miteny amiko hoe: Indro ny mpanapaka ny olona; marina izy sady manapaka amin’ny fahatahorana an’Andriamanitra;
malagasy
Andriamanitry ny Isiraely manao hoe, eny, ny Vatolampin'ny Isiraely miteny amiko hoe: Indro ny Mpanapaka ny olona; Marina Izy sady manapaka amin'ny fahatahorana an'Andriamanitra;