2 Samuel 23:30 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
i Benaia piratonita, i Hiday, avy any amin’ny lohasahan-driakan’i Gaasy,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
i Banaia, avy any Farataona; i Hedaia avy any an-dohasahan’i Gaasa,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
i Benaià avy any Piratôna; i Hiday avy any amin’ny lohasahan-driakan’i Gahàsa;
Malagasy Bible 1865
Benaia Piratonita, Hiday, avy any amin'ny lohasahan-driak'i Gasy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
i Benaia piratonita, i Hiday, avy any amin’ny lohasahan-driakan’i Gaasy,
malagasy
Benaia Piratonita, Hiday, avy any amin'ny lohasahan-driak'i Gasy,