2 Samuel 23:34 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
i Elifeleta, zanak’i Ahasbay, zanaky ny Makatita, i Eliama, zanak’i Ahitofela gilonita,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
i Elifeleta, zanak’i Asbaia zana-Makatiana anankiray: i Eliama zanak’i Akitôfela, avy any Gilaô;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
i Elifelety zanakalahin’i Ahasbay ary zafikelin’olona avy any Mahàka, i Elihama zanakalahin’i Ahitôfela avy any Gilao;
Malagasy Bible 1865
Elifeleta, zanak'i Ahasbay, zanaky ny Makatita, Eliama, zanak'i Ahitofela Gilonita,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
i Elifeleta, zanak’i Ahasbay, zanaky ny Makatita, i Eliama, zanak’i Ahitofela gilonita,
malagasy
Elifeleta, zanak'i Ahasbay, zanaky ny Makatita, Eliama, zanak'i Ahitofela Gilonita,