2 Samuel 23:36 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
i Jigala, zanak’i Natana, avy any Zoba, i Bany gadita,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
i Igaala zanak’i Natàna, avy any Sobà; i Bonì, avy any Gada.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
i Jigala zanakalahin’i Natàna avy any Tsôbà; i Banỳ avy amin’ny fokon’i Gada;
Malagasy Bible 1865
Jigala, zanak'i Natana, avy any Zoba, Bany Gadita,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
i Jigala, zanak’i Natana, avy any Zoba, i Bany gadita,
malagasy
Jigala, zanak'i Natana, avy any Zoba, Bany Gadita,