2 Samuel 23:39 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
i Oria hetita. Fito amby telopolo no isan’izy rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Oria, Heteanina. 37 no totaliny
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary i Orià, ilay Hetita. Fito amby telopolo no fitambaran’ireo kalaza rehetra.
Malagasy Bible 1865
Oria Hetita; fito amby telo-polo no isan'izy rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
i Oria hetita. Fito amby telopolo no isan’izy rehetra.
malagasy
Oria Hetita; fito amby telo-polo no isan'izy rehetra.