2 Samuel 23:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
izy dia toy ny fahazavan’ny maraina, raha miposaka ny masoandro, dia ilay maraina tsy misy rahona iny; ny ahitra dia mandrobona amin’ny tany noho ny hainandro manarakaraka ny ranonorana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia toy ny fahazavan’ny maraina raha miposaka ny masoandro, toy ny andro maraina tsy misy rahona! Ny tsirim-pahazavany manarakaraka ny ranonorana no itsimohan’ny ahitra amin’ny tany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia toy ny fahazavan’ny maraina raha miposaka ny masoandro amin’iny maraina tsy misy rahona iny. Ny tarany mafana mandimby ny orana no mampaniry ny ahitra amin’ny tany.»
Malagasy Bible 1865
Ary izany dia toy ny fahazavan'ny maraina, raha miposaka ny masoandro, dia ilay maraina tsy misy rahona iny; Ary ny ahitra manorobona amin'ny tany noho ny hain'andro manarakaraka ny ranonorana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
izy dia toy ny fahazavan’ny maraina, raha miposaka ny masoandro, dia ilay maraina tsy misy rahona iny; ny ahitra dia mandrobona amin’ny tany noho ny hainandro manarakaraka ny ranonorana.
malagasy
Ary izany dia toy ny fahazavan'ny maraina, raha miposaka ny masoandro, dia ilay maraina tsy misy rahona iny; Ary ny ahitra manorobona amin'ny tany noho ny hain'andro manarakaraka ny ranonorana.