2 Samuel 23:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny tena ratsy fanahy rehetra kosa dia tahaka ny tsilo ariana, fa tsy azo raisin’ny tanana izy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa ny olon’i Beliala rehetra kosa, dia toy ny tsilo arian’ny olona: tsy fandrain-tanana izy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa ny olom-poana rehetra kosa dia tahaka ny tsilo fanary ka tsy mba fandrain-tanana.
Malagasy Bible 1865
Fa ny tena ratsy fanahy rehetra kosa dia tahaka ny tsilo ariana, Fa tsy azo raisin'ny tanana izy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny tena ratsy fanahy rehetra kosa dia tahaka ny tsilo ariana, fa tsy azo raisin’ny tanana izy;
malagasy
Fa ny tena ratsy fanahy rehetra kosa dia tahaka ny tsilo ariana, Fa tsy azo raisin'ny tanana izy;