2 Samuel 23:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny olona izay mikasika azy dia tsy maintsy mitondra vy sy zaran-defona; ary hodorana amin’ny afo avokoa amin’izay itoerany ireny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa tsy maintsy mitondra vy na zaran-defona izay olona mikasika azy; ary dorana amin’ny afo eo ihany izy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izay te hikasika azy dia tsy maintsy mirongo faraingo vy na zaran-defona; ary ireny tsilo ireny dia dorana amin’ny afo eo amin’ny toerana itobiany eo ihany.
Malagasy Bible 1865
Ary ny olona izay mikasika azy Dia tsy maintsy mitondra vy sy zaran-defona; Ary hodorana amin'ny afo avokoa amin'izay itoerany ireny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny olona izay mikasika azy dia tsy maintsy mitondra vy sy zaran-defona; ary hodorana amin’ny afo avokoa amin’izay itoerany ireny.
malagasy
Ary ny olona izay mikasika azy Dia tsy maintsy mitondra vy sy zaran-defona; Ary hodorana amin'ny afo avokoa amin'izay itoerany ireny.[Heb. feno vy sy zaran-defona]
Recommended Reading