2 Samuel 23:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny manarakaraka azy dia i Eleazara, zanak’i Dodo, zanak’i Ahoha, iray amin’izy telo lahy mahery teo amin’i Davida, raha nihantsy ny Filistina izay niangona hiady ireo ka niakatra ny lehilahy tamin’ny Israely.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny manarakaraka azy dia i Eleazara zanak’i Dôdao zanak’i Ahôhỳ. Io no anankiray amin’izy telo lahy mahery niaraka tamin’i Davida raha ilay nihaika ny Filistinina tafakambana mba hiady iny izy ireo,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Manaraka azy dia i Elehazàra, zanakalahin’i Dôdao ary zafikelin’ny lehilahy iray avy any Ahôa. Anisan’ny «Tariky ny telo lahy» kalaza izay niaraka tamin’i Davida izy, fony nihaika ny Filistinina tafangona hiady ireo. Nihemotra ny tafik’i Israely,
Malagasy Bible 1865
Ary ny manarakaraka azy dia Eleazara, zanak'i Dodo, zanak'i Ahohita, anankiray amin'izy telo lahy mahery teo amin'i Davida, raha nihaika ny Filistina izay niangona hiady ireo, ka niakatra ny lehilahy amin'ny Isiraely;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny manarakaraka azy dia i Eleazara, zanak’i Dodo, zanak’i Ahoha, iray amin’izy telo lahy mahery teo amin’i Davida, raha nihantsy ny Filistina izay niangona hiady ireo ka niakatra ny lehilahy tamin’ny Israely.
malagasy