2 Samuel 24:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nirehitra tamin’ny Israely indray ny fahatezeran’NY TOMPO; dia nanome saina an’i Davida Izy mba hanao izay hahatonga loza amin’ny vahoakany hoe: Mandehana, isao ny Israely sy ny Joda.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nirehitra tamin’i Israely indray ny fahatezeran’i Iaveh, ka namporisihiny hamely azy ireo i Davida nataony hoe: «Mandehana isao i Israely sy i Jodà.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nirehi-pahatezerana tamin’ny Israelita indray ny TOMPO, ka nitaona an’i Davida hahatonga loza aminy sy nampanisa azy ny olona ao Israely sy ao Joda.
Malagasy Bible 1865
Ary ny fahatezeran'i Jehovah nirehitra indray tamin'ny Isiraely, ka dia nanome saina an'i Davida Izy hanao izay hahatonga loza amin'ny vahoakany hoe: Mandehana, isao ny Isiraely sy ny Joda.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nirehitra tamin’ny Israely indray ny fahatezeran’NY TOMPO; dia nanome saina an’i Davida Izy mba hanao izay hahatonga loza amin’ny vahoakany hoe: Mandehana, isao ny Israely sy ny Joda*.
malagasy
[Ny nanisana ny olona, sy ny aretim-be nanjo azy tamin'izany] Ary ny fahatezeran'i Jehovah nirehitra indray tamin'ny Isiraely, ka dia nanome saina an'i Davida Izy hanao izay hahatonga loza amin'ny vahoakany hoe: Mandehana, isao ny Isiraely sy ny Joda.