2 Samuel 24:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony nifoha maraina i Davida dia tonga tamin’i Gada mpaminany, mpahitan’i Davida, ny tenin’NY TOMPO hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony ampitso, rehefa nifoha i Davida, dia tonga tamin’i Gada, mpaminany, mpahitan’i Davida, ny tenin’i Iaveh nanao hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa nifoha i Davida ny ampitso maraina, dia tonga tamin’i Gada mpaminany mpanolotsain’i Davida ny tenin’ny TOMPO nanao hoe:
Malagasy Bible 1865
Ary raha nifoha maraina Davida, dia tonga tamin'i Gada mpaminany, mpahitan'i Davida, ny tenin'i Jehovah nanao hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony nifoha maraina i Davida dia tonga tamin’i Gada mpaminany, mpahitan’i Davida, ny tenin’NY TOMPO hoe:
malagasy
Ary raha nifoha maraina Davida, dia tonga tamin'i Gada mpaminany, mpahitan'i Davida, ny tenin'i Jehovah nanao hoe: