2 Samuel 24:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mandehana ka lazao amin’i Davida hoe: Izao no lazain’NY TOMPO: Zavatra telo no apetrako eto anoloanao, koa fidio izay iray hataoko aminao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Mandehana lazao amin’i Davida manao hoe: Izao no lazain’i Iaveh: Zavatra telo no apetrako eo anoloanao, ka fidio izay iray hataoko aminao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Ndeha ambarao amin’i Davida hoe: «Izao no lazain’ny TOMPO: Famaizana telo no ataoko eo anoloanao, koa fidio izay iray hampihariko aminao.»
Malagasy Bible 1865
Mandehana, ka lazao amin'i Davida hoe: Izao no lazain'i Jehovah: Zavatra telo no apetrako eto anoloanao, koa fidio izay iray hataoko aminao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mandehana ka lazao amin’i Davida hoe: Izao no lazain’NY TOMPO: Zavatra telo no apetrako eto anoloanao, koa fidio izay iray hataoko aminao.
malagasy
Mandehana, ka lazao amin'i Davida hoe: Izao no lazain'i Jehovah: Zavatra telo no apetrako eto anoloanao, koa fidio izay iray hataoko aminao.