2 Samuel 24:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nasian’NY TOMPO areti-mandringana ny Israely nony maraina ka hatramin’ilay fotoana voalaza; ary nahafatesana fito alina ny olona hatrany Dana ka hatrany Bery-Sheba.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary i Iaveh naniraka pesta any amin’i Israely, hatramin’ny marainan’izay andro izay, ka hatramin’ilay fotoana voafetra ka nahafatesana 70.000 ny olona, hatrany Dana ka hatrany Bersabea.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia aretina pesta no nalefan’ny TOMPO hamelezana an’i Israely iny maraina iny ka mandra-pahatapitr’ilay fe-potoana, ary nahafatesana fito alina ny olona manomboka any Dana ka hatrany Bery-Seba.
Malagasy Bible 1865
Ka dia nasian'i Jehovah areti-mandringana ny Isiraely nony maraina ka hatramin'ilay fotoana; ary dia nahafatesana fito alina ny olona hatrany Dana ka hatrany Beri-sheba.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nasian’NY TOMPO areti-mandringana ny Israely nony maraina ka hatramin’ilay fotoana voalaza; ary nahafatesana fito alina ny olona hatrany Dana ka hatrany Bery-Sheba.
malagasy
Ka dia nasian'i Jehovah areti-mandringana ny Isiraely nony maraina ka hatramin'ilay fotoana; ary dia nahafatesana fito alina ny olona hatrany Dana ka hatrany Beri-sheba.